You are here: home> Fanoroana> Service commandes

Service commandes

Ny karajia dia mampiasa service atao hoe anope. Koa ireto ny commandes izay azo ampisaina amin'io service io. Misy 5 ny services eto amin'ny karajia.

  • Ny nickserv izay mikarakara momba ny solonanarana (fitehirizana, fanovana, famafàna sns) 
  • Ny chanserv izay mikarakara momba ny efitra (canal) izany hoe fitehirizana, famandrihana sns.
  • Ny memoserv izay mikarakara momba ny hafatra. Izany hoe momba ny fametrahana hafatra ho an'ny namana hafa.
  • Ny botserv mikarakara momba ny bots. Raha hampiditra bot amin'ny efitra sy ny asan'ny bot eo amin'ny efitra misy azy
  • Ny hostserv izay miandraikitra ny ip na ny host-n'ny tsirairay
  • Ny operserv izay mikarakara momba ny op, ireo commandes  isan-karazany ampiasain'ny ops
  • Ny helpserv moa dia miandraikitra momba ny fanomezana fanoroana.

Mba hahitana ny fomba fampiasana ireo service ireo dia manaova pv aminy dia soraty hoe help

Ohatra raha te hahalala ny commandes rehetra ao amin'i nickserv dia soraty hoe

/query botserv help

Ireto ambany ireto ny fanoroana manontolo mikasika ireo services ireo.