Efitra #quizz
Ny efitra #Quizz dia ahitanao lalaontsaina amin'ny teny frantsay. Mahakasika lohahevitra maro toy ny fahalalana ankapobeny, tantara, jeografia, daty, fanatanjahan-tena sns.
Raha hiditra ao amin'ny #quizz dia soraty fotsiny hoe
- /join #quizz
Dia mazotoa ary