You are here: home> News
Eto ianao : Fandraisana> News

Teny alamina

Submitted by: admin
On: 10/02/2010

Nampidirina ao amin'ny lalao indray ny fandaminana teny gasy. Misy litera 8 mifangaro dia alamina. Teny gasy daholo.

Ny teny dia nalaina tao amin'ny takelaka tsipelina http://dotmg.net/spell/ izay nataon'i DotMG (isaorana azy). Misy teny miisa 16722 no afangaro ao. Napetrakay ato amin'ny takelaka http://karajia.org/lisitry-ny-teny-alamina raha toa ka misy liana te hianatra tsianjery :-).

Midira ao amin'ny http://karajia.org dia avy eo ao amin'ny efitra #lalao (Soraty fotsiny hoe /join #lalao)

Mazotoa

Comments:

1. Pascal

2. Rakotoarisoa

Rien à dire

3. jakovba

salut nareo aaaaa!

4. tsoa

5. tsoa

bnj

Add a comment






[*] Required