Eto ianao :
Fandraisana> News
Tahirin-dresaka
Manomboka izao dia azo jerena eto amin'ny takelaka ny tahirin'ny resaka mandeha eo an-tokotani-be ao amin'ny karajia.
Ny toerana fijerena izany dia http://karajia.org/karajia/archives
Mila mampiasa tenimiafina serasera vao afaka mahita izany. Raha tsy manana dia afaka misoratra anarana ao amin'ny http://login.serasera.org.
Ny tahirin-dresaka amin'ny andro diavina dia tsy hita... raha tsy izany dia tsy tahiry intsony izy :-)
Hevitra:
1. rafidy2007
namana ahoana no azo lazaina fa mifampitondra toy ny mpirahalahy
2. harf
par vrai amitiƩ
3. akom-peo
salama rafidy: amiko azo itokisana ,miraipetsapetsa amin ny lafiny rehetra na soa na ratsy de mifanampy
4. christian777
salut
5. di
slt!tena azo itokisana fa tsy amadika ary mahay mfamaly fitia na ratsy na tsara saingy sarotra ny tena maita anzany fa satria tsisy azo itokisana na dia iray aza ety antany e!
6. jenepe
namana mifampitondra sahala @ mpirahalahy
7. jenepe
betsaka ny azo itokisana ety an-tany, fa anjaranao no mandanjalanaja
8. jenepe
fatorana @ contrat ohatra ny mpindram-bola,mba ahafahana mahatoky azy.Tokony hisy fifampifehezana matotra mandrakariva.Matoa ny namanao mivadika, dia fantany fa hamono azy ianao
9. Lalaina
Salama daholo. Mis fiten zay manao hoe maro n namana f n iray ihany no itokiso. Sarotra tsongaina io namana itokisana io f anjaran tsirairay mahay mandanjalanja tsara. Amiko, n fifampatokisan n lohalaharana hamerana n fahafahana mfampitondra toy n mpirahalahy. Koa ra vao mis trang miseho manelingelin izan fifampatokisan zan, mivadik fifankahalana avy hatrany. Maninona anef moa ra atao maro fotsin n namana d samy manao zay mahamet n fiainany d ts mifandray am po b loatr mb ialan am io olana mety hitranga io e ? N mpirahalah iray tampo aza ange mbl misy mfamadika e !
10. Lalaina

11. Lalaina

12. Lalaina

13. NESTOR
Marina daholo zan