Eto ianao :
Fandraisana> News
Najanona ny mibbit
Marina fa anisan'ny fitaovana tsotra azo nampiasaina teto amin'ny karajia ny mibbit kanefa noho ny fanararaotana nataon'ny sasany amin'ny fampiasana azy io dia najanona tsy ho azo ampiasaina intsony izany.
Ny mibbit mantsy tsy mamela ny machine iray hanana identité manokana fa mitovy daholo izay rehetra miditra ka tsy azo sakanana mihitsy izay manao hadalàna fa miova ps fotsiny dia migafy indray.
Miala tsiny ho an'ireo izay tsy mpigafy nefa mampiasa mibbit. Azonareo ampiasaina ilay lightFlash (Jereo eto) fa efa noezahina nohatsaraina.