You are here: home> News
Eto ianao : Fandraisana> News

Mitady ops, helpers sns ny karajia

Submitted by: admin
On: 01/02/2010

Manomboka mivelatra ny Karajia na dia vao tsy ampy herinandro aza no nanidina tamin'ny elany manokana (teny gasy re izany loll). Amin'izao dia afaka manokatra efitrano (canal) hafa koa ny mpikarajia fa tsy voatery hampiasa #serasera.

Noho izany dia mila olona vitsivitsy mahay ny momba ny IRC izahay hiara-mitantana ny lohamilina. Mitady olona vonona hiasa maimaim-poana (tahaka anay rehetra) afaka manao IRCop, helpers amin'ny serveur, na ops ihany koa.

Ny namana ilaina dia:

  • Tia mi-chat (tia miresaka, sy mikitikitika)
  • Tsy dia manana olana amin'ny connexion matetika
  • Manam-potoana be be kokoa

Afaka mandefa hafatra ao amin'ny serasera Jereo eto izay vonona

Lazao ao anatin'ny hafatra hoe:

  • Iza ny ps entinao eto amin'ny karajia
  • Hatraiza ny fahaizanao mikirakira karajia (expériences hafa amin'ny IRC)
  • Inona no eritreretinao hatao

 

Ny fangatahana dia hovaliana aorian'ny 20 Marsa 2010

Tsiky dia ampy

Comments:

1. seeno

Tia mi-chat (tia miresaka, sy mikitikitika)
Tsy dia manana olana amin'ny connexion matetika
Manam-potoana

2. Man

Slt daholo e.

Add a comment






[*] Required