You are here: home> News
You are here: home> News

Fitaovana vaovao: AdiIRC

Submitted by: hery
On: 12/03/2012

Misy fitaovana vaovao vao nampidirina indray eto amin'ny site. Ny anarany dia AdiIRC. Azonao atao avy hatrany ny mapiasa azy. 

Alaina ilay fichier AdiIRC.zip ao amin'ny fitaovana (tsindrio eto) dia apetraka ao amin'ny ordinatera. Vorahana ilay fichier zip avy eo dia sokafana ilay AdiIRC.exe ao anatiny.

Add a comment

Comments:

1. harivel

mis miano!!!!!!!!!!!

2. miarintsoa

ts mety tafiditra e

3. Anja_rasoa

afaka alefa mail ve ?? fa ts afak manao telechargement