You are here: home> News
Eto ianao : Fandraisana> News

All news

5. Teny alamina

Nampidirina ao amin'ny lalao indray ny fandaminana teny gasy. Misy litera 8 mifangaro dia alamina. Teny gasy daholo. Ny teny dia nalaina tao amin'ny takelaka tsipelina http://dotmg.net/spell/ izay… More>>

4. Lalao karajia

Misokatra koa izao ny #lalao ao amin'ny karajia. Rehefa tafiditra ianao dia soraty hoe /join #lalao. Raha misy manana fanontaniana sy valiny dia afaka manome izany anay. More>>

3. Mitady ops, helpers sns ny karajia

Manomboka mivelatra ny Karajia na dia vao tsy ampy herinandro aza no nanidina tamin'ny elany manokana (teny gasy re izany loll). Amin'izao dia afaka manokatra efitrano (canal) hafa koa ny mpikarajia fa… More>>

2. Misokatra ny efitrano hafa

Afaka mamorona efitrano hafa ankoatra ny #serasera amin'izay ny eto amin'ny Karajia. Tsy maintsy efa voatahiry ao amin'i Nickserv aloha ny solonanarana vao afaka manokatra efitrano. Hery More>>

1. Nohavaozina ny karajia.org

Araka ny hitantsika dia nohavaozina tanteraka ny karajia.org na ny takelaka izany na ny serveur. Amin'izao dia mampiasa ny lohamilin'ny serasera.org ny karajia. Noho izany raha hiditra hiresaka mivantana… More>>