Lisitry ny teny alamina
Ny Teny alamina dia #lalao eto amin'ny karajia izay andaminanao litera valo ho teny malagasy iray. Misy teny malagasy 16722 misy litera 8 avy mikorontana ao amin'ny #lalao. Anjaranao ny mandamina azy.
Ny teny rehetra ao dia nalaina avy ao amin'ny Tsipelina http://dotmg.net/spell asa-tanan'i DotMG izay isaorana azy etoana.
Ireto ambany ireto ary ireo teny malagasy ireo.