You are here: home> Zava-misy> Efitra #lalao
You are here: home> Zava-misy> Efitra #lalao

Efitra #lalao

Ny #lalao dia efitra filalaovana eto amin'ny karajia.org. Lalaon-tsaina no tena betsaka ao. An'arivony ny fanontaniana. 

Ny fomba hilalaovana: Rehefa tafiditra ao amin'ny karajia ianao dia soraty fotsiny hoe

  • /join #lalao

Eto ambany  ianao no mahita ny lisitry ny fanontaniana sy ny valiny izay mandeha ao, ary afaka mampiditra fanontaniana vaovao ihany koa.

Marihana fa mila mampiasa solonanarana sy tenimiafina serasera.org ianao vao afaka mampiditra fanontaniana sy valiny Mandehana eto raha toa mbola tsy manana solonanaana sy tenimiafina serasera.org