Fitaovana tsotra tokony tsy hisy olana mihitsy. Ampidiro eto ambany ny solonanarana fampiasanao. Raha mivadika ho Anonyme ny solonanarana rehefa tafiditra dia efa misy mampiasa izay ka mila mivoaka indray dia soloina solonanarana hafa.


Solonanarana

Raha toa moa ka afaka mampiasa client IRC hafa ianao dia ireto ny mombamomba ny fidirana: