Ireo modes azo ampiasaina
Ireto ny modes azo ampiasaina eto amin'ny karajia (Hosoratana tsikelikely)
Ho an'ny rehetra (soloy ny solonanaranao ny pseudo)
- /mode pseudo +E : Raha tiana ho hita hoe iza no manao /whois anao
- /mode pseudo +p : Raha tsy tiana hiseho ny chan hafa misy ny tena rehefa misy manao /whois