You are here: home> Downloads
You are here: home> Downloads

Fitaovana

MegaIRC

Ity fitaovana ity dia tafiditra ao anaty diskety na flash USB disk. Mila vorahana ilay fichier .zip dia sokafy ilay fichier megairc.exe ao anatiny. Tonga dia tafiditra avy hatrany ao amin'ny #serasera

AdiIRC

Ity fitaovana ity koa dia tafiditra ao anaty diskety na flash USB disk. Mila vorahana ilay fichier .zip dia sokafy ilay fichier AdiIRC ao anatiny. Tonga dia tafiditra avy hatrany ao amin'ny #serasera